|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saro-kitikitika |
| Singan-teny | 2sarotra, 3hitikitika |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5mora mihomehy na mitsamboatra raha voakasika na voatohina ny ao ambany heliny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6Chatouilleux, qui ne supporte point d’être chatouillé.
[1.3] |
| Tovy hevitra | 7saro-kibo, saro-kibokibo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|