|
|
|
|

Teny iditra1 saritahina
Fototeny  2saritaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Korontanina, atao ambony ambany: Nosaritahin' ny ankizy ny entana rehetra tato an-trano.
5Fotofotoina tsy hita laniny: Nosaritahin' Ibalita ny kofehy.
6Roridriritina, ampijalina: Aza saritahinao toy izao izy. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 isitrahana, 12 saritahina, 13 tsara ihany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12