|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sarifilanelina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza lamba izay kofehy volonondry ny tenany ary kofehy landihazo kosa ny fahany.
[1.1] |
| Voambolana | 4 Toe-karena: zaitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|