|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 sarendry
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fanaovana rafitra ngorodona na fandaharana taila atao mifampidipiditra. [1.1]

Teny iditra (2/2)4 sarendry
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Zavamaniry mitovitovy amin' ny sakamalao nampidirin' ny Antalaotra teto, manana fofo-manitra miavaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7Cité par Malzac, qui écrit : « Tubercule odoriférant semblable au Gingembre, importé par les Arabes ».. [1.196]
Voambolana  8 Haizavamaniry: ahitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12