|
|
|
|

Teny iditra1  saram-panafody
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Ny vola na zavatra vidin' ny fanafody nomena ny mpitsabo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Compensation donnée aux empiriques comme prix de leurs remèdes [1.196]
Ohatra  5  na dia ny ila lamba aza no hatao sarampanafody aleo mitafy ila lamba tsy ho voaloto toy izay hiara-mipetraka amin'ny ratsy fanahy [2.131]
Tovy hevitra  6  saram-panafana
Singan-teny  7  sara, fanafody

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17