|
|
|
|

Teny iditra1 sara-mahazaka
Singan-teny  2sara, 3mahazaka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny hena omena ny tompon' ny tady mahazaka naningorana ny omby vonoina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12