|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saram-panafody |
| Singan-teny | 2sara, 3fanafana, 4ody |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6ny vola na zavatra vidin' ny fanafody nomena ny mpitsabo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7compensation donnée aux empiriques comme prix de leurs remèdes.
[1.196] |
| Ohatra |
8 na dia ny ila lamba aza no hatao sarampanafody aleo mitafy ila lamba tsy ho voaloto toy izay hiara-mipetraka amin'ny ratsy fanahy
[2.131]
|
| Tovy hevitra | 9saram-panafana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|