|
|
|
|

Teny iditra1 sarakaty
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fihary eo ambanin' ny vavony manome ranom-pandevonan-kanina roa karazana. [1.1]
4fihary eo ambany vavony manome ranom-pandevonan-kanina. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5pancréas. [1.13]
Voambolana  6 Haiaina
Tovy hevitra  7lelakatry, morikaty
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  9 asitraka, 10 saikatra, 11 sarakaty, 12 saritaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08