|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sara-droa |
| Singan-teny | 2saraka, 3roa |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Karazan-tao volom-behivavy tsotra indrindra manarakaraka ny bango tokana: bangoina ny volo amin' ny andaniny roa avy amin' ny soritra afovoan' ny loha, dia avala samy hidina, voarandrana.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Fandram-bolo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|