|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sapapa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Bara] Enti-milaza tandrok' omby miolaka miakatra; tandroka mivolantsinana tonga lafatra ka tian' ny olona izaitsizy fa mahatsara bika ny omby
[1.1] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
4 Bikan' ny tandrok' omby |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|