|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  saoky
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe saoka

Teny iditra (2/4)3  saoky
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 [Antambahoaka] sotrobe [1.78]

Teny iditra (3/4)6  saoky
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 [Antesaka] fidirana, fitsofohana [1.78]

Teny iditra (4/4)9  saoky
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 [Bara] dera, fiderana [1.78]

Fivaditsoratra  12 akiso, 13 isoka, 14 kaosy, 15 kiosa, 16 kisoa, 17 osika, saoky, 18 sioka, 19 soaky, 20 sokay, 21 sokia

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04