|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 sany
Sokajin-teny  2 mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Mandritra ny, dieny: Mianara sany mbola manam-potoana ianao. [1.1]

Teny iditra (2/3)4 sany
Sokajin-teny  5 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6sao tratra. [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)7 sany
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny frantsay  9(probablement mis pour sana).
10Physena madagascariensis Thouars ex Tul.
11(Salicaceae).
12La décoction des écorces est réputée stimulante, fortifiante.. [Bara] [1.196]
Voambolana  13 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  14 nasy, 15 sany, 16 sina, siña, Sina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05