|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 santimetatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3centimeter.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4centimetre.
[3.1] |
| Ohatra |
5 Nokendain'i Fandrava indray ny tendany ka raha tsy nintranga nisy folo santimetatra ny lelany tsy nesoriny ny tanany.
[2.895#]
6 Lakambe natao tamin' ny hazoala ary mirefy folo metatra amin' ny lavany, iray metatra amin' ny sakany ary sivifolo santimetatra amin' ny halaliny. [2.508#] |
| Voambolana | 7 Toerana |
| Kamban-teny rehetra | 8Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|