|
|
|
|

Teny iditra1 sandrana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3(sandraña) zavatra nafadin'ireo razana fahagola ka mbola fadin'ny taranaka ankehitriny aty aoriana indray. [Tanala] [1.78]
4Teny enti-milaza fady tsy azo atao mihitsy mihitsy fa raha mandika azy hiharan' ny fahafatesana irahin' ny razana amin' ny tena. [Tambahoaka] [1.1]
5Zavatra na hanina nanafaran'ny Razana tsy ho azo atao na hohanina. [1.1]
Voambolana  6 Finoana
Tovy hevitra  7sandra
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02