|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sandana |
| Fototeny | 2sanda |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza ny zavatra anomezana sanda amin' ny fifanakalozana: Zavatra mitovy vidy ireo ifanakalozanareo ireo, ka raha sandanao ny anao, maty antoka ianao.
[1.1] 5asiana sanda na fanampiny mba hahafeno azy. [2.285#217] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|