|
|
|
|

Teny iditra1 samponana
Fototeny  2sampona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Sakanana, tohanana: Nikasa handeha ho any Toamasina aho omaly saingy nosamponan' ny aretin' i neny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be hindered. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6empêché. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12