|
|
|
|

Teny iditra1 sampivony
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ilazana ny olona miteraka lahy sy vavy mifandimbindimby hatrany: Manao sampivony. [1.1]
Voambolana  4 Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  5 sampibe

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12