|
|
|
|

Teny iditra1 sampazana
Fototeny  2sampy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny zavatra ametrahan-javatra misampy na misavily: Nosampazana tady randrana lavalava ny vozony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to have something set astraddle it. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6sur quoi on met quelque chose à califourchon. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12