|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 samirery |
| Singan-teny | 2samy, 3irery |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
[samy irery]
5each by himself.
[1.2#547] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6propre, comme dans nom propre..
[3.1] |
| Ohatra |
7 Saingy tsy azontsika fihinina ho antsika samirery io lalan-kevitra io.
[1.369#]
8 Noraisiko ho tsiambaratelo ho ahy samirery hatry ny ela, ry Marizy havako. [2.470#] 9 izy dia ilay olona manampy ny hafa hanana ny heviny manokana, ary hanao fikarohana samirery. [2.424#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|