|
|
|
|

Teny iditra1 samily
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[angl.
4assembly] Fiantsoana ny miaramila mba hiangona amin' ny toerana iray, amin' ny alalan' ny bingona na ny amponga. [1.1]
Voambolana  5 Miaramila

Fivaditsoratra  6 lamisy, 7 milasy, 8 misaly, 9 samily

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12