|
|
|
|

Teny iditra1 sambosy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan-tsakitsaky izay toy izao no famboatra azy: alaina ny hena voatoto masaka, afangaro amin' ny tongolo, persily..., dia fonosina takelaka lafarina manify dia manify, ary dia endasina. [1.1]
Voambolana  4 Toe-karena: hanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12