|
|
|
|

Teny iditra1 sambihafa
Fototeny  2samby
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4samihafa. [Tambahoaka] [1.78]
5hafa. [Bezanozano] [1.78]
6samihafa, tsy mitovy: Seheña miarak'amimboae mifanahatre fa sambihafa ( sitry miaraka am-boay mitovitovy fa samihafa tsy iray karazana ). [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  7 faham-basy, 8 sambihafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12