|
|
|
|

Teny iditra1 salisaly
Fototeny  2saly
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fametrahana zavatra (hazandrano, ohatra) eo ambonin' ny fatana, hitonoana na hanamainana azy amin' ny alalan' ny setroka. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  7 Toe-karena: hanina
Tovy hevitra  8saly

Fivaditsoratra  9 lasilasy, 10 salisaly, 11 silasila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19