|
|
|
|

Teny iditra1 salanisa
Singan-teny  2sala, 3isa
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Isa tokony ho an' ny olona na zavatra tsirairay raha, ohatra, ka zaraina amin' ny isan' izy ireo ny fitambaran' ny isa azony: Misy fianakaviana 8; mitontaly 60 ny isan' ny zanany: ny salanisan' ny zanak' izy ireo àry dia 7,5 (60:8). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [salan' isa] 6moyenne des nombres. [1.13]
Voambolana  7 Matematika: rafitrisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12