|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 salakaina |
| Fototeny | 2salaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asiana salaka: Salakao ilay kely fa hiady (ankamantatra enti-milaza ny fanjaitra, izay tsofohana kofehy, dia entina manjaitra).
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 alakasina, 11 isalakàna, 12 sakainala, 13 salakaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|