|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 salaka halo |
| Singan-teny | 2salaka, 3halo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5salaka ahodidina fotsiny manodidina ny valahana fa tsy asadika eo an' elakela-pe.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6A cloth worn round the loins having one end hanging down loosely in front..
[1.2] |
| Tovy hevitra | 7halosalaka |
| Fivaditsoratra | 8 halosalaka, 9 salaka halo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|