|
|
|
|

Teny iditra1  salabata
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sakalava] Bibikely fihinana sahalahala amin' ny jorery, miraikitra amin' ny vato eny amoron-dranomasina [1.1]
Voambolana  4  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04