|
|
|
|

Teny iditra1 sakoda
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Kilalao fanaon' ny ankizivavy kely: mitorovoka amin' ny voditongony izy dia mitsambikina mova tsy ny sahona, sady mihirahira no mandon-tratra. [1.1]
Voambolana  4 Kilalao

Fivaditsoratra  5 Sadoka, 6 sakoda

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12