|
|
|
|

Teny iditra1 sakobonkomana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-boronan-drano izay toa miafina ao anaty elany izy rehefa mihinana trondro kely, sahona, dinta. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4oiseau aquatique qui se cache la tête sous les ailes en mangeant. [1.54]
Voambolana  5 Haibiby: vorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19