|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sakilo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antesaka] fifaninanana [1.78]
4 [Tanala] fifaninanana ( hazakazaka na tao-javatra haja ) [1.78]

Teny iditra (2/2)5  sakilo
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7 dépassement [1.13]
Voambolana  8  Matematika: alijebra

Fivaditsoratra  sakilo, 9 siloka, 10 solika

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04