|
|
|
|

Teny iditra1 sakelidrano
Singan-teny  2sakelika, 3rano
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5sampana na lahin-drano miray amin' ny ony na renirano; sampan-drano madinika mivarina any an-drenirano. [1.1]
6sampan'ny renirano. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  [sakelin-drano] 7the junction of two streams. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [sakelin-drano] 8confluent de deux cours d'eau. [1.8]
9affluent. [1.13]
Tovy hevitra  10zanadrano
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02