|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sakasaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antesaka+Bara+Tanosy] lohasaha
[1.78] 4 [Bara] sakelidrano, lemaka anelanelanny havoana roa [1.78] 5 [Mahafaly] renirano madinika, lakandrano [1.78] 6 [Tanosy] dilana, hadilanana [1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 7 ala an-tsakasaka |
| Fivaditsoratra | 8 kasakasa, sakasaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|