|
|
|
|

Teny iditra1 sakanomby
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ilazana ny ombikely rehefa sahabo ho voatondro iray ny halavan' ny tandrony. [Betsileo] [1.1]
Voambolana  4 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  5mamitolahy

Fivaditsoratra  6 sakambino, 7 sakanomby

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12