|
|
|
|

Teny iditra1  sakambositra
Singan-teny  2 saka, 3 vositra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 [Betsileo] Teny ilazana ny omby rehefa miofo fanindroany ny tandrony [1.1]
Voambolana  6  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  7 andranary

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04