|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sakamaty |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsileo] tanimbary tsy misy loharano fa miandry orana fotsiny vao ketsaina
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 4 makatsia, 5 matsiaka, 6 mitasàka, sakamaty |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|