|
|
|
|
Teny iditra
1
saingisain
ge
na
Fototeny
2
saingi
sain
gy
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Atao; alaina amintahotra, amim-pihambahambana.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
saingisaingena
, saingisaingeko, saingisaingenao, saingisaingeny, saingisaingentsika, saingisaingenay, saingisaingenareo, saingisaingen', saingisaingen-, saingisaingem-, saingisainge-
6
Ny lasa :
nosaingisaingena, nosaingisaingeko, nosaingisaingenao, nosaingisaingeny, nosaingisaingentsika, nosaingisaingenay, nosaingisaingenareo, nosaingisaingen', nosaingisaingen-, nosaingisaingem-, nosaingisainge-
7
Ny hoavy :
hosaingisaingena, hosaingisaingeko, hosaingisaingenao, hosaingisaingeny, hosaingisaingentsika, hosaingisaingenay, hosaingisaingenareo, hosaingisaingen', hosaingisaingen-, hosaingisaingem-, hosaingisainge-
8
Filaza mandidy :
saingisain
ge
o
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12