|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saikirò |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3[anglisy screw] Fantsika an-kodina misy rindrany; rindra.
[1.1] 4rindram-by na rindran-kazo. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5vis.
[1.13] |
| Voambolana | 6 Haitao |
| Tsipelina hafa | 7saikorò |
| Kamban-teny rehetra | 8vadin-tsaikiro |
| Fivaditsoratra | 9 saikirò, 10 sarikoy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|