|
|
|
|

Teny iditra1 saikirò
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3[anglisy screw] Fantsika an-kodina misy rindrany; rindra. [1.1]
4rindram-by na rindran-kazo. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5vis. [1.13]
Voambolana  6 Haitao
Tsipelina hafa  7saikorò
Kamban-teny rehetra  8vadin-tsaikiro

Fivaditsoratra  9 saikirò, 10 sarikoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02