|
|
|
|

Teny iditra1 saikena
Fototeny  2saiky
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Soloana hafa, asiana saikiny: Aoka tsy hosaikenao ny zanakao fa avala izy hiasa irery hatrany. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 saikena, 10 Sekania

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12