|
|
|
|

Teny iditra1 saikatsaikatra
Fototeny  2saikatra
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Sanganehana menamenatra: Saikatsaikatra be ihany aho nasain' iny olona iny hisakafo any aminy amin' ny Alahady. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5hesitant, undecided. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qui hésite;. [1.8]
Ohatra  7 Eny àry, hoy ilay Rangahy niteny somary saikatsaikatra izany nony farany, ny siramamy moa dia manana kely izahay. [2.472]
Tovy hevitra  8saikatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12