|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sai-drano |
| Singan-teny | 2saika, 3rano |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5fihinanana vary amin' ny rano.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Toe-karena: hanina |
| Teny iditra (2/2) | 7 sai-drano |
| Singan-teny | 8saika, 9rano |
| Sokajin-teny | 10 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
11enti-milaza ny tanimbary ampidirana rano betsaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12Riz des rizières submergé par l'eau.
[1.3#559] 13(de saika : être plongé dans ; et rano : eau). 14Se dit des rizières submergées, lorsque le niveau de l'eau est trop élevé et ne peut être réglé convenablement.. [1.196] |
| Voambolana | 15 Toe-karena: fambolena |
| Fivaditsoratra | 16 andasiro, 17 andraiso, 18 iandraso, 19 sai-drano, 20 Soaindra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|