|
|
|
|

Teny iditra1 sahotaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fahataitairana sy fisavoritahana noho ny tahotra indrindra; fisafotofoto, fisaritaka. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Fivaditsoratra  10 ahotsaka, 11 akatsaho, 12 sahotaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19