|
|
|
|

Teny iditra1 sahoina
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Be dia be, raofim-potsiny, alaina araka izay tiana: Sahoina ny mananasy ambolenay erỳ andafy andrefana.
4Amidy mora, atao varo-boba. [1.1]

Fivaditsoratra  5 ahasino, 6 ahosina, 7 hasoany, 8 hoasany, 9 isahano, 10 sahoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12