|
|
|
|

Teny iditra1 sahoby
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Lanonan-dehibe misy hira sy dihy ifaninanana fanao hatry ny tamin' ny andro taloha ka nahatonga ny anarana hoe "sahobin' ny Ntaolo". [1.1]

Fivaditsoratra  4 sahoby, 5 sobiha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12