|
|
|
|

Teny iditra1 sahobaka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazan' angely, izay mitovy amin' ny angely tsotra na loha, na tongotra, fa ny elany no tapany kely, ary somary botabota matavy ilay izy, indrindra ny kibo lasa leminy. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  5 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  6 sabohaka, 7 sahobaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19