|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 sahatry
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3sarisary ratsy endrika anaovana faditra angatra. [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (2/3)4 sahatry
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6zavamahagaga. [Tambahoaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  7prodige. [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)8 sahatry
Sokajin-teny  9 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10ampy, sahaza, sahady. [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  11 haratsy, 12 hatsary, 13 hisatra, 14 raha tsy, 15 sahatry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12