|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sahanina |
| Fototeny | 2sahana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao, iandraiketana, vonjena miaraka: Sahaniny avokoa ny zavatra rehetra ka tsy misy vitany tsara.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be faced up to.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6(Travail) auquel on fait face: Tsy zakako sahanina ireo raharaha betsaka ireo (Je ne puis pas faire face à tant de travaux).
[1.3#557] 7à quoi on fait face. [1.8] |
| Ohatra |
8 Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 sahanina, 15 Sahinana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|