|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 safosiaka |
| Singan-teny | 2safo, 3siaka |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Siatsiaka ataon' ny olona misambo-balala mba hampamitsaka azy ka hahamora ny fisamborana azy.
6Teny mamy na asa mahafinaritra atao mba hanangolena izay tiana hofitahina: Tsy izaho akory no ho voafitaky ny safosiaka ataonao. [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 7 safo siaka |
| Sokajin-teny | 8 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
9(sioka atao hampatoritory): teny atao hamalifaliana; tambitamby; fanojikojena.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 10 safosiaka, safo siaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|