|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 safoina |
| Fototeny | 2safo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza ny zavatra ampandalovana moramora ny tanana: Safoiny ny saokany isaky ny hiteny izy.
5Orina: Nosafoiny tamin' ny menaka ilay tongotro narary dia sitrana. 6Jerena ny fandehany na ny toetrany: Nosafoin' ny polisy ny tokotaninay aninaraina. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 fisaona, 13 fosaina, 14 ifosana, 15 ofasañy, 16 safoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|