|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 safiotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Olona na biby vokatry ny fikambanana karazana roa samy hafa.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4safitra |
| Mpanahaka | 5 kiry, 6 metisy, 7 zafindraony |
| Fivaditsoratra | 8 afositra, 9 fisaotra, 10 fosarita, 11 safiotra, 12 sofiatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|